Dikan'ny teny : ladina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny tahon'ny zavamaniry mananika amin'ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatauo. 1 Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray. 1 Lafika vita amin'ny fon-jozoro na amin'ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin'ny lava-bary - t.i.f.: Ladinina,voaladina 1 mandadina, fandadina, mpandadina 1 andadinana, fandadinana / mifandadina 1 mahaladina. Ahitsio
2 (lady) mt. ih. (radio): A-nihina mikisaka: Noladin'ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel