Dikan'ny teny : ladinintrambo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'aretina mitovitovy amin'ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory. ΒΆ M.h.: Fadiditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel