Dikan'ny teny : lafaoro

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. le four) a.: Fitaovana voahodidin'ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho a-tao ladobo. / Fantsona nie tao hivoahan'ny setroka avy amin'ny fatana: Mipololdtra ny setroka auy ao anaty lafaoro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel