Dikan'ny teny : laferana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (Fahasimban'ny teny hoe Leferana) Ny ao ivohon'ny lohalika, izay mahazo milefitra. * Ohab.: Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina: entina milaza fa izay mandefitra tian'ny olona no-ho izay miridiridy manao antratreva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel