Dikan'ny teny : lafy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tava: Misy lafy enina ny kodiakely. 1 Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin'io trano io? 1 Toerana amin'ny ilan'ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Er? an-dafin'ny lohasaha izahay no mipetraka a F.-p•: Ny lafy valo: ilazana ny havana rehetra izay heverina fa niely eran'ny vazantany valo, dia ny avaratra, ny atsimo, ny andrefana ary ny atsinanana, sy ny elanelan'ireo avy. /'Lafy tsarany sy lafy ratsiny: entina milaza ny fisian'ny atiny sy ivelany amin'ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan'ny olona na zavatra iray. / Lafin-kavana: ny havana lavidavitra fa tsy ny mpiray tam-po na ny terak' olona iray. Ahitsio
2 a.: Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany. - t.i.f.: Lafasana, alaf y, voalafy I mandafy, fandafy, mpandafy I andafisana, fandafisanal mahalafyl lafilaf y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel