Dikan'ny teny : lagoromety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la gourmette) a: Rojovy kely mipetaka amin'ny sakam-bavan-tsoavaly an-daniny roa avy izay mandalo ao ambanin'ny valananondranony ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel