Dikan'ny teny : laiko

Hampiditra dikany vaovao
1 na Laïkolaiko a: Famindra somary miandranandrana nefs miadana, ary tsy maka sarotra loatra. - t.i.f.: Laikoina 1 milaiko, filaiko, mpilaiko / ilaikolaikoana, filaikolaikoana( mihalaikolaiko / mitsilaikolaiko na mitsilaiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel