Dikan'ny teny : laingomaimbo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamaniry salasalany mandady, fantatra indrindra amin'ny raviny izay mamoaka fofona mahery sady ratsy rehefa kosehina nefa kosa ampiasaina hampisava ny aretin'andoha vokatry ny fofon'ny komanga (jer. io teny io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel