Dikan'ny teny : laka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny toerana afovoany amin'ny fanorona, izay ihaonan'ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny la-ka no maharesy amin'ny la-lao fanorona). ~ h.o.: Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona; ny lakabe, ny laka kely, ny lakavil ana ary ny lakamanga). - t.i.f.: Alaka, lakaina, voalaka / lakalaka. * F.-p,: Mahazo laka; tompon'ny laka: enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin'ny misy azy eo; h.o.: mahazo toerana tsars ahafahana manao izay tiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel