Dikan'ny teny : lakandamosina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (indraindray koa lazaina fotsiny hoe Lakamosina) IlaY lempona mitsoriaka midina eo afovoan'ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel