Dikan'ny teny : lakandrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan'olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina. 1 h.o.: Ilazana koa ny lakandamosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel