Dikan'ny teny : lakato

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btm, Ski, Mer.) a: Zohy.1 (Br) : Zohy eny antenatenan-kavoana. - F.-p.: Lakatom-bava: valanorano. Ahitsio
2 a: Ampinga fisapisaka mifono hoditr'omby: fanareo no arnpinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel