Dikan'ny teny : lakoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lako) mtih. (lakoy): Atao miadana dia miadana, tsy rototra:Mba haingankaingana re fa aza dia lakoina toy izao ny dianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel