Dikan'ny teny : lakomadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la pommade) a : Menaka fihosorana. Fif angaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin'ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel