Dikan'ny teny : lakoraona

Hampiditra dikany vaovao
1 fr. la couronne) a.: Meday omena ho mari-boninahitra an'izay nahavita zava-dehibe tamin'ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin'ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran'ny sasany. 4, Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel