Dikan'ny teny : lakroa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la croix) a: Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an'i Kristy, hita amin'ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel