Dikan'ny teny : lala

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. na a: Fantatra (any anindran-tany), ~ Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry Idla. i t t f.: Lalaina 1 mahalala, fahalala, mpahalala I ahalalana, fahalalana / mampahalala, mifankahalala I malala. Ahitsio
2 a.: Ba na paikan-kira. - F-p,: Lala voalohany: paikan-kira haingankaingana / Lalo faharoa: paikan-kira miadanadana. / Mahay lala na mailala: mihira na mahay mihira manaraka ba. Ahitsio
3 a: Fisaonana ny vadymaty. ? Fikarakarana, fitsimbinana. - t.i.f.: Lalaina, voalala / mandala, fandala, mpandala / andalana, fandalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel