Dikan'ny teny : lalina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny:Lalina it? rano ity (mifanohitra: Marivo). / Latsaka tao anaty teuana lalina izy. ΒΆ M. h.: Mangitsokitsoka. ~ Entimilaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak'ilay mpandahatra 1 Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary. / Lalina ny fahoriana nahazo azy. - t.i.f.: Alalina, halalfnfna, voalalina / mandalina, fandalina, mpandalina / andal'mana, fandalinana / manalalina, mankalalina / lalindalina. * F.-p.: Heui-dalina: fisainana saro-takarina ka raha tsy misy manazava na mfvaofy tsy azo tsars. I Lalina aty: enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, fzay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina. / Lali-nofo: enti-milaza ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy. / Lalinkatoka: olona mahia izaY keoka ny hatony. / Lalin-tsaina: manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra. 1 Lalim-paka: mamaka lalina ny fakany ary tsara faniry, mafy orina. f Lalina izany: teny voateny raha mahare zava-manaitra sy manohina ny sains. I Lalina fa..: entina hitarihana ny teny izay holazaina raha misy zavatra manaitra na manobina ny saina hambara. i< Ohab.: Lalim-panihika ka rendra ny fotaka: enti-milaza ireo ta hahazo trondro diso tafahoatra kanjo fotaka no azo; fananarana mba tsy hikendry fotsiny nyhahazo betsaka fa izay tsara sy mendrika, na kelikely aza / Vary amin-dronono tond rahantantely ka tian-ko lalina indrindra: enti-milaza zavatra tiana ho amin'izay hahatsara azy indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel