Dikan'ny teny : lalivay

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. le levain) a: Koba navela hiotrika elaela izay a fangaro amin'ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel