Dikan'ny teny : lamako

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo roa lafy na taolana vazan'omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahankira. - t.i.f: Mandamako, fandamako, mpandamako. - F.-p.: Lamako tsy mipaka: enti-milaza ny lamako tsy te-na ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny. ~ ho.: Raharaha tsy nahavoa, nandamoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel