Dikan'ny teny : lambolamboina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lambolambo) mt ih. (lambolamboy): Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny. • Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin'ny tanany ny volon-dohan'ny zanany. •Tambatambazana, tehatehaffna: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel