Dikan'ny teny : lambondrano

Hampiditra dikany vaovao
1 na Lambondriaka a: Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin'ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel