Dikan'ny teny : lamina

Hampiditra dikany vaovao
1 fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin'ny lanonana 26 Jiona • Firindra, filazan-javatramilamina mifanaraka tsara: Tsy i-laina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty. • Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin'ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? - t.i.f.: Laharana, alahatra, voalahatra, tafalahatralmandahatra, fandahatra, mpandahatra / andaharana, fandaharana / mifandahatra 1 milahatra, filahatra, mpilahatra / ilaharana, filaharana / mitandahatra, fitandahatra, mpitandahatra 1 itandaharana, fitandaharana 1 mahalahatra 1 tandahandahatra. - Kabary tsara lahatra: lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra. / Lahapahitra: teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny. I Resy lahatra: tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra / Tsy mena- milahatra: ilazanaireo afa-boninahitra, nefa mbola misolantsolana milahatra miaraka amin'ny olona manankaja. / Mandresy lahatra: mahatonga ny ankilany ho resy lahatra. Ahitsio
2 a: Fanaovana izay hisian'ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin'ny toerany avy ny zavatra. - t.i.f.: Alamina, voalamina,' tafalaminal mandamhia, f andamina, mpandamina f andaminana, fandaminana f mifandamina, mampifandamina, mampandamina I milamina, filamina, mpilamina 1 mahalamina 1 lamfndamina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel