Dikan'ny teny : lamoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t : Lao, leony, mamo, vols-y: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka i t i, f.: Lamohina, alamoka, voalamoka I mandamoka, fandamoka, mpandamoka / andamohana, fandamohana / milamoka / lamodamoka. Ahitsio
2 a: Atody nakotrika ka tsy foy. é t.i.?.: Mandamoka, fandamoka, mpandamoka. * Ohab.: Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka: enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana.¶M.h,: Mainka izany raha ParasilY, ravin-katsaka aza mikasoka; mainka izany raha ranomasina ranom-potaka aza manonja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel