Dikan'ny teny : lamy

Hampiditra dikany vaovao
1 Lemilemy (lemy) a: Halefolefo, habodahana, ha-asana: Ny lemin-dRadity no nahazoanaan-dRavorona - t.i.f : Lemena, voalemy I mandemy, fandemy, mpandemy / andemena, fandemena I manalemy, fanalemy, mpanalemy I analemena, fanalemena 1 mankalemy I mihalemy I mahalemy I malemy / halemy, fahalemy, halemena, fahalemena. - F.-p.: Lemim-panahy: halemen-toetra. * Ohab.: Ny firaka no tsy mba vola: ny lemim-panahiny: misy olona tsy tonga eo amin'ny fitondrana noho izy malemy loatra. / Mangahazo mangidy malemy: hanina amin'ny lemim-panahiny: raha tsy maintsy mandray vola na zavatramanana toetra mifangaroharo, ny toetra tsara ananany no jerena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel