Dikan'ny teny : landy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Enti-milaza: 1) Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba. 2) Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita aminy. 6 Lit:: Milandy, filandy, mpilandy / malandy / mahalandy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel