Dikan'ny teny : lanja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io uary io? 1 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, it? zanak'olona! i t. i f : Lanjaina, voalanja I mandanja, fandanja, mpandanja 1 andanjana, fandanjana / mifandanja I milanja, filanja, mpilanja / ilanjana, H-lanjana I mampilanja, mifampilanja / mahalanja 1 lanjalanja / kilanjalanja. - F.-p,: Milanja loha: ilazana ny olona miavona sy lasa mirintona noho ny hatezerana ka miandranandrana. / Milanja orona: (Mitovitovy amin'ny eo aloha). / Lanja mandrorona ratatina: entimilaza ny fitomboan'ny tao-na saingy mitsontsorika hatrany kosa ny hery ananana fa tsy mba miakatra. I Lanja miakatra ny fiainana: entimilaza fa misondrotra ho ambony ihany ny fiainana, ny fahaizana amam-pandrosoana, ary na ny vidim-piainana aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel