Dikan'ny teny : lantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Miforitra mankany ivoho, hantsika. • Enti-milaza ny tanana mandihy ka mitsotra somary mandroso mihantsika ny felatanana. 1 ti.f: Alantsika, voalantsika, tafalantsika f milantsika, filantsika I ilantsihana, filantsihana / mahalantsika, lantsidantsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel