Dikan'ny teny : lasantsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. essence) a: Karazan'ilo azo avy amin'ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsY dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel