Dikan'ny teny : lasitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin'ilay sary fa mivohitra kosa. 1 Marika atao modely amin'ny fanaovan- taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin'ny hazo) izay ametahany ny vatan'ilay akanjo rehefa didiany. Ahitsio
2 a.: Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy. i Lasirina, alasitra j voalasftra I mandasitra, fandasitra, mpandasitra I andasirana, fandasirana 1 mahala• sitrs I lasidasitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel