Dikan'ny teny : latabatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la table) a: Karazan'akalana lehibe sady a-vo tongotra atao fiasana, fanoratana, fihinanana: Lamban-databatra - F.-p.: Mamelatra latabatra: mametraka sy mandamina eo ambony latabatra ny vilia sy ny forongony hisakafoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel