Dikan'ny teny : latotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feta na sokay atao amin'ny rindrina ka lamaina tsar& - t.i.f.: Lalorina, alalotra / voalalotra / mandalotra, fandalotra, mpandalotra / andalorana, fandalorana / milalotra, fflalotra, mpilalotra / ilalorana, filalorana / mahalalotra / lalodalotra. - F.-p.: Efa milalotra ery ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa no-ho ny hakamoana. / Fandalo-drary: vazan'omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel