Dikan'ny teny : laviana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Erika, orana madinika kely entin'ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka — ka sendra laviana miaramiropy — sendra mafana miara-mihinjaka. (Raj. Tselatra). - t.i.f.: Mandaviana, fandaviana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel