Dikan'ny teny : lavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (la) mt.>n. (lavo): Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko. 1 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy. / Nolaviny ny fangatahako. ~ Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin'i Piera i Kristy. / Laviko i Satana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel