Dikan'ny teny : lavitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy akaiky: Lauitra ny toerana misy azy. • h. o.: Lavitra ny hevitro izany lazainao izany. ? Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza. 1 p. mt.: Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe. i t. L f.: Halavirina na halavitina 1 manalavitra, fanalavitra, mpanalavitra 1 analavirana, fanalavirana 1 mahalavitra / lavidavitra 1 mihalavitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel