Dikan'ny teny : laza

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Famaky kely fitondra mandeha, Ahitsio
2 a.: Fahafantarana manehoeho ananan'ny olona momba ny tena: Nahabe laza azy ny fanaovany ny marina teo amin'ny fifidianana ~ Fiheverana — na tsara na ratsy — ananan'ny olona momba ny tena na zavatra iray: Ratsy laza izy hatramin' ny hala-bato nampanaouiny. / Tsara laza amin'ny tany ama-monina izy. ~ Fanambarana, fampisehoana ary farnpielezana am-bava na an-taratasy. - t.i.f.: Lazaina, alaza, voalaza I milaza, filaza, mpilaza I ilazana, filazana I mampilaza J mahalaza I lazalaza 1 ankalazama J mankalaza, fankalaza, mpankalaza / ankalazana, fankalazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel