Dikan'ny teny : lefa

Hampiditra dikany vaovao
1 ft: Tsipy, toraka. ~ Lositra. - t.i.f.: Lefasana, alefa, voalefalmandefa, fandefa, mpandefa 1 andefasana, fandefasana / milefa, filefa, mpilefa 1 ilefana na ilefasana, filefana na filefasana / mahalefa 1 lefalefa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel