Dikan'ny teny : lefitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Valona. foritra.lefiravina, ketrona. 1 mt. ih. (lefero): Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany. - t.i.f.: Leferina, alefitra, voalefitra J mandefitra, fandefitxa, mpandefitra I andeferana, fandeferana l milefitra, filefitra, mpilefitra / mahalefitra J lefidefitra. - F.-p.: Lefi-nono: faritra amin'ny akanjom-behivavy izay mamintfna ny tratra mitovy amin'ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika. / Lefiravina: akanjo mifanosontsosona sy nasian-ketronketrona tamin'ny nanjairana azy. Ahitsio
2 a: Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin'ny Fikambananay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel