Dikan'ny teny : lefy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Lany hery: Lefy sahady ny hanitr'ilay ranomanitra novidina omaly. ? h.i.: Tsy maso mpanaraka intsony: Efa lefy ankehitriny io didin'akanjo io. 1 Adala. 1 Alefy I mandefy I mihalefy I mahalefy j fahalefy 1 fahalefena, halefana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel