Dikan'ny teny : lelo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsiranorano maditidity mivoaka avy any an'orona rehefa mitomany na voan'ny sery. - F.-p.: Manisin-delo: mamoaka ny lelo amin'ny fanosehan'ny rivotra azy avy any anaty orona. f Mifo-delo: mitroka ny lelo hiverina any anaty orona, fa tsy manisina azy. / Paka lelo: enti-milaza irony ankizy izay mikirazorazo lava mipaka eo amin'ny molony ny lelony. / Lelomborontsiloza: ilay hoditra mena mikiraviravy eo ambony vavan'ny vorontsiloza * Ohab.: Ahy, hono, izany lelo haisiko!: enti-milazahoe "raha mba izaho no nanankanaovana, asa fotsiny 1" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel