Dikan'ny teny : lemaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Marin-tampon: Tany lemaka. 1 a: Tanymarin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak'i Marovoay. t.i.f.: Lemahina, alemaka, voalemaka/mandemaka, fandemaka, mpandemaka / andemahana, fandemahana / mahalemaka / lemademaka. Tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampon, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel