Dikan'ny teny : lemozy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy er? io Rangahy io rehefa miangavy zavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel