Dikan'ny teny : lentika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Sitrika, tsy fisehoana, fidifian'ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra. • Fahelan'ny olona irahina any amin'ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. - t.i.f.: Lentehana, alentika, voalentika, tafalentika, mandentika, fandentika, mpandentika 1 andentehana, fandentehana / milentika, filentika, mpilentika / ilentehana, filentehana l mahalentika I lentidentika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel