Dikan'ny teny : letsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana. i Aletsy, letsena, voaletsy, tafaletsy 1 mandetsy, fandetsy, mpandetsy 1 andetsena, fandetsena 1 m'iletsy, filetsy, mpiletsy 1 iletsena, filetsena / mahaletsY 1 mitan• detsy 1 mitoletsy. * F.-p,: Letsin-trosa: fomba ifanaovan'ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan'ny olona amin'ny tena. Ahitsio
2 na Lehitsy (ilay itsy) s. a: Ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel