Dikan'ny teny : levina

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. levai) a: Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny nu,-rodons raha taira marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia. Ahitsio
2 a: Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan'ny hiaingany. - t.i.f : Levenana / alevina, voalevina 1 mandevina, fan-devina, mpandevina 1 andevenana, fandevenana 1 mile-vina. filevina, mpilevina I flevenana 1 mahalevina 1 levindevina. Ahitsio
3 a.: Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin'ny hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel