Dikan'ny teny : levonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (levona) mt ih. (leoony): Atao fongana, tsy misy: Azon'Andriamanitra levonina izao tontolo izao. • Simbana: Noleuonin'lko to ny kilalaon-janako. • Bava-na, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin'ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo. • Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin'ny masoandro ny zauona / Levony ao anaty rano ny siramamy. • Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel