Dikan'ny teny : levy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Famorivorin'ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso.. 6 Levena, alevy / mandevy, fandevy / andevena, fandevena I mpandevy I levilevy / alevilevy, levilevena, voalevilevy 1 mandevilevy, fandevilevy, mpandevilevy 1 andevilevena, fandevilevena 1 mahalevilevy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel