Dikan'ny teny : lily

Hampiditra dikany vaovao
1 (Br) na Baka (Mer) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana. Ahitsio
2 (Ski) a.: Fomba: Lilin-drazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel