Dikan'ny teny : limby

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. limbes) a: (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan'ny namohan'i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel