Dikan'ny teny : limonady

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, limonade) a.: Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin'ny voasarimaktrana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel